2 Koa izao no nolazain’i Jehovah, Andriamanitry ny Israely, mba hanamelohana an’ireo mpiandry izay miandry ny olony: “Naparitakareo sy naelinareo ny ondriko, fa tsy nokarakarainareo.”+
“Koa hitodika manokana aminareo aho, satria ratsy ny nataonareo”,+ hoy i Jehovah.