Jeremia 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay maminany aminareo,+ fa tarihiny ho amin’ny zava-poana ianareo.+ Fahitana avy ao am-pony fotsiny no lazainy,+ fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 23:16 w94 1/3 9 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:16 Ny Tilikambo Fiambenana,1/3/1994, p. 9
16 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay maminany aminareo,+ fa tarihiny ho amin’ny zava-poana ianareo.+ Fahitana avy ao am-pony fotsiny no lazainy,+ fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+