Jeremia 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 25:4 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1988, p. 22
4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+