6 eny, namaly azy i Jeremia mpaminany hoe: “Amena!+ Izany tokoa anie no hataon’i Jehovah! Hotanterahin’i Jehovah anie ny faminanianao, ka haveriny eto amin’ity toerana ity tokoa ny fitaovana tao an-tranon’i Jehovah sy ny olona rehetra natao sesitany any Babylona!+