Jeremia 31:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Hobio amim-pifaliana i Jakoba, ary mihorakoraha eo alohan’ireo firenena.+ Ambarao izany!+ Dia manaova fiderana, ary milazà hoe: ‘Jehovah ô, mba vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin’ny Israely!’+
7 Fa izao no nolazain’i Jehovah: “Hobio amim-pifaliana i Jakoba, ary mihorakoraha eo alohan’ireo firenena.+ Ambarao izany!+ Dia manaova fiderana, ary milazà hoe: ‘Jehovah ô, mba vonjeo ny olonao, dia ny sisa amin’ny Israely!’+