Jeremia 31:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hamafazako voa eo amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda, ka olombelona sy biby fiompy no toy ny voa hafafiko.”+
27 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hamafazako voa eo amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda, ka olombelona sy biby fiompy no toy ny voa hafafiko.”+