Jeremia 32:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Sahala amin’ny nitondrako izao loza lehibe rehetra izao tamin’ity vahoaka ity no hanatanterahako amin’izy ireo ny zava-tsoa rehetra nolazaiko momba azy.+
42 “Fa izao no nolazain’i Jehovah: ‘Sahala amin’ny nitondrako izao loza lehibe rehetra izao tamin’ity vahoaka ity no hanatanterahako amin’izy ireo ny zava-tsoa rehetra nolazaiko momba azy.+