Jeremia 33:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ireo mpiandry ondry hampandry ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana lao tsy misy olona na biby fiompy+ ity sy ao amin’ireo tanànany rehetra.’
12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Mbola hisy kijana hahafahan’ireo mpiandry ondry hampandry ny andian’ondriny,+ eto amin’ity toerana lao tsy misy olona na biby fiompy+ ity sy ao amin’ireo tanànany rehetra.’