Jeremia 33:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 “Tsy efa renao ve ny tenin’ity vahoaka ity hoe: ‘Holavin’i Jehovah ireo fianakaviana roa efa nofidiny’?+ Tsy hajain’ny fahavalo ny oloko,+ ka tsy heveriny ho firenena intsony. Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 33:24 w07 15/3 11 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:24 Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 11
24 “Tsy efa renao ve ny tenin’ity vahoaka ity hoe: ‘Holavin’i Jehovah ireo fianakaviana roa efa nofidiny’?+ Tsy hajain’ny fahavalo ny oloko,+ ka tsy heveriny ho firenena intsony.