Jeremia 34:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Niova hevitra+ anefa izy ireo taorian’izay, ka naveriny indray ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny izay efa nalefany. Nataony mpanompolahiny sy mpanompovaviny indray ireny.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 34:11 Fandalinana, Boky 2,
11 Niova hevitra+ anefa izy ireo taorian’izay, ka naveriny indray ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny izay efa nalefany. Nataony mpanompolahiny sy mpanompovaviny indray ireny.+