5 Nenjehin’ny andia-miaramila kaldeanina anefa izy ireo.+ Koa tratrany tao amin’ilay lemaka karakaina any Jeriko i Zedekia,+ dia nosamboriny ka nentiny niakatra tany amin’i Nebokadrezara mpanjakan’i Babylona tao Ribla,+ tany Hamata,+ mba hisy didim-pitsarana havoakany momba azy.+