Jeremia 39:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nopotsiriny ny mason’i Zedekia.+ Ary nafatony tamin’ny gadra varahina izy mba hoentina any Babylona.
7 Dia nopotsiriny ny mason’i Zedekia.+ Ary nafatony tamin’ny gadra varahina izy mba hoentina any Babylona.