Jeremia 44:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hadinonareo angaha ny ratsy nataon’ny razanareo+ sy nataon’ireo mpanjakan’ny Joda+ sy ny vadiny,+ ary ny ratsy nataonareo sy ny vadinareo,+ tao Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema?
9 Hadinonareo angaha ny ratsy nataon’ny razanareo+ sy nataon’ireo mpanjakan’ny Joda+ sy ny vadiny,+ ary ny ratsy nataonareo sy ny vadinareo,+ tao Joda sy teny an-dalamben’i Jerosalema?