Jeremia 45:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia+ taminy, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda:
45 Izao no teny nolazain’i Jeremia mpaminany tamin’i Baroka+ zanak’i Neria, tamin’izy nanoratra tao anaty boky ny teny notononin’i Jeremia+ taminy, tamin’ny taona fahefatra nanjakan’i Joiakima+ zanak’i Josia, mpanjakan’ny Joda: