Jeremia 46:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 46:18 Fandalinana, Boky 2,
18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina.