Jeremia 51:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Kibay eny an-tanako ianao, ary fitaovam-piadiako.+ Ianao no hampiasaiko hanorotoroana firenena sy handravana fanjakana.
20 “Kibay eny an-tanako ianao, ary fitaovam-piadiako.+ Ianao no hampiasaiko hanorotoroana firenena sy handravana fanjakana.