Jeremia 51:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+
56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+