Ezekiela 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia mandehana mankany amin’ireo olona natao sesitany,+ dia any amin’ny zanaky ny firenenao, ka na hihaino izy na tsia,+ dia mitenena aminy ary lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”
11 Dia mandehana mankany amin’ireo olona natao sesitany,+ dia any amin’ny zanaky ny firenenao, ka na hihaino izy na tsia,+ dia mitenena aminy ary lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony.’”