Ezekiela 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary haninjitra ny tanako hamely azy ireo aho+ ka hataoko lao tsy misy mponina ny taniny any amin’izay rehetra onenan’izy ireo, eny, ho lao mihoatra noho ilay tany efitra any akaikin’i Dibla. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’” Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 6:14 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 13
14 Ary haninjitra ny tanako hamely azy ireo aho+ ka hataoko lao tsy misy mponina ny taniny any amin’izay rehetra onenan’izy ireo, eny, ho lao mihoatra noho ilay tany efitra any akaikin’i Dibla. Dia tsy maintsy ho fantany fa izaho no Jehovah.’”