Ezekiela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sabatra+ no eny ivelany, ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny.+ Ho fatin-tsabatra izay eny an-tsaha, ary izay ao an-tanàna kosa ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana.+
15 Sabatra+ no eny ivelany, ary areti-mandringana sy mosary no ao anatiny.+ Ho fatin-tsabatra izay eny an-tsaha, ary izay ao an-tanàna kosa ho ripaky ny mosary sy ny areti-mandringana.+