Ezekiela 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Noho izany, dia tsy hahita fahitana tsy marina intsony ianareo vehivavy,+ ary tsy hilaza faminaniana avy amin’ny sikidy+ intsony koa ianareo.+ Dia hovonjeko avy eny an-tananareo ny oloko,+ ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’”+
23 Noho izany, dia tsy hahita fahitana tsy marina intsony ianareo vehivavy,+ ary tsy hilaza faminaniana avy amin’ny sikidy+ intsony koa ianareo.+ Dia hovonjeko avy eny an-tananareo ny oloko,+ ka tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.’”+