Ezekiela 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hanohitra an’izany olona izany aho,+ ka hataoko famantarana+ sy teny fanarabiana+ izy, ary haringako tsy ho anisan’ny oloko.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’+
8 Hanohitra an’izany olona izany aho,+ ka hataoko famantarana+ sy teny fanarabiana+ izy, ary haringako tsy ho anisan’ny oloko.+ Dia tsy maintsy ho fantatrareo fa izaho no Jehovah.”’+