Ezekiela 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nalainao ireo akanjonao misy peta-kofehy ka nampitafianao an’ireny. Nataonao teo anatrehan’ireny ny menaka sy ny emboka manitra+ tokony ho ahy.
18 Ary nalainao ireo akanjonao misy peta-kofehy ka nampitafianao an’ireny. Nataonao teo anatrehan’ireny ny menaka sy ny emboka manitra+ tokony ho ahy.