Ezekiela 16:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tena tezitra mafy+ aminao aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘satria ianao nanao izany rehetra izany, izay asa fanaon’ny vehivavy+ mpivaro-tena tsy misy henatra!+
30 Tena tezitra mafy+ aminao aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘satria ianao nanao izany rehetra izany, izay asa fanaon’ny vehivavy+ mpivaro-tena tsy misy henatra!+