Ezekiela 18:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 tsy nihinana+ sorona teny an-tendrombohitra+ izy, na niandrandra an’ireo sampy maharikoriko notompoin’ny taranak’Israely;+ tsy nandoto vadin’olona izy+ na nanao firaisana tamin’ny vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany;+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 18:6 Fandalinana, Boky 2,
6 tsy nihinana+ sorona teny an-tendrombohitra+ izy, na niandrandra an’ireo sampy maharikoriko notompoin’ny taranak’Israely;+ tsy nandoto vadin’olona izy+ na nanao firaisana tamin’ny vehivavy mbola maloton’ny fadimbolany;+