Ezekiela 18:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+
7 tsy nampijaly olona izy;+ ary naveriny ny antoka nalainy tamin’izay nitrosa taminy;+ tsy naka an-keriny fananan’olona izy;+ ary nomeny ho an’ny noana ny sakafony,+ ary nampitafiany ny tsy manan-kitafy;+