Ezekiela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
13 Naka tombony izy+ na naka zanabola rehefa nampisambo-bola+ ka ho faty tokoa. Izany zava-maharikoriko rehetra izany no nataony,+ ka hovonoina ho faty tokoa izy. Ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+