Ezekiela 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia tsy maintsy ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Jehovah no nanatsoaka ny sabatro avy tao amin’ny tranony,+ ka tsy hiverina ao intsony izy io.”’+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 21:5 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 16, 19
5 Dia tsy maintsy ho fantatry ny nofo rehetra fa izaho Jehovah no nanatsoaka ny sabatro avy tao amin’ny tranony,+ ka tsy hiverina ao intsony izy io.”’+