Ezekiela 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nanaram-po nivaro-tena tamin’ireny izy, dia tamin’ireo tsara indrindra tamin’ny zanakalahin’i Asyria. Nandoto tena+ tamin’izay rehetra nampirongatra ny filany izy, eny, tamin’ireo sampiny maharikoriko. Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:7 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 20
7 Koa nanaram-po nivaro-tena tamin’ireny izy, dia tamin’ireo tsara indrindra tamin’ny zanakalahin’i Asyria. Nandoto tena+ tamin’izay rehetra nampirongatra ny filany izy, eny, tamin’ireo sampiny maharikoriko.