Ezekiela 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 23:11 w89 1/7 30 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 23:11 Ny Tilikambo Fiambenana,1/7/1989, p. 30
11 “Rehefa nahita izany i Oholiba rahavaviny,+ dia vao mainka nanaram-po tamin’ny filan’ny nofony mihoatra noho ny rahavaviny, ary mbola nihoatra noho ny fijangajangan’ny rahavaviny ny fivarotan-tena nataony.+