Ezekiela 27:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny mpivarotra avy any Sheba+ sy Rama+ no nifanaovanao raharaham-barotra. Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny zava-manitra isan-karazany faran’izay tsara, sy vatosoa isan-karazany ary volamena.+
22 Ny mpivarotra avy any Sheba+ sy Rama+ no nifanaovanao raharaham-barotra. Ny entam-barotrao no nomenao ho takalon’ny zava-manitra isan-karazany faran’izay tsara, sy vatosoa isan-karazany ary volamena.+