-
Ezekiela 28:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ry zanak’olona, lazao amin’ilay mpitondra an’i Tyro hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony:
“‘“Koa satria nirehareha ny fonao,+ ary milaza foana ianao hoe: ‘Andriamanitra aho.+ Eo amin’ny toeran’andriamanitra no misy ahy,+ dia eny afovoan-dranomasina’,+ nefa ianao olombelona ihany+ fa tsy andriamanitra+ na dia mihevi-tena ho andriamanitra aza...
-