3 ka lazao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Homelohiko ianao, ry Farao mpanjakan’i Ejipta,+ izay biby goavam-be any an-dranomasina+ mivalampatra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Nilaza ianao hoe: ‘Ahy ny Reniranon’i Neily, ary izaho mihitsy no nanao azy ho an’ny tenako.’+