Ezekiela 29:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Hariako any an-tany efitra ianao, sy ny trondro rehetra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Hitsitra eny an-tsaha ianao+ ka tsy hangonina na hovorina. Homeko ho sakafon’ny bibidia sy ny voro-manidina ianao.+
5 Hariako any an-tany efitra ianao, sy ny trondro rehetra ao amin’ny lakandranon’i Neily.+ Hitsitra eny an-tsaha ianao+ ka tsy hangonina na hovorina. Homeko ho sakafon’ny bibidia sy ny voro-manidina ianao.+