Ezekiela 30:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko eo an-tanan’ny ratsy fanahy ilay tany.+ Ary hasaiko hataon’ny vahiny fongana ilay tany sy izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no miteny izany.’+
12 Dia hataoko lasa tany maina ny lakandranon’i Neily,+ ary hamidiko eo an-tanan’ny ratsy fanahy ilay tany.+ Ary hasaiko hataon’ny vahiny fongana ilay tany sy izay rehetra ao.+ Izaho Jehovah no miteny izany.’+