Ezekiela 33:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nandre an’ilay anjombona mantsy izy nefa tsy niraharaha an’ilay fampitandremana, ka izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.* Ho nahavonjy ny ainy anefa izy raha nihaino fampitandremana.+
5 Nandre an’ilay anjombona mantsy izy nefa tsy niraharaha an’ilay fampitandremana, ka izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.* Ho nahavonjy ny ainy anefa izy raha nihaino fampitandremana.+