Ezekiela 33:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha hoy aho amin’ny olo-marina: “Ho velona tokoa ianao”, nefa matoky ny fahamarinany izy ka manao ny tsy rariny,+ dia tsy hisy hotsarovana intsony ny fahamarinana rehetra nataony, fa ho faty izy noho ny nanaovany ny tsy rariny.+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 33:13 rr 122-125 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 33:13 Fivavahana Madio, p. 122-123, 124-125
13 Raha hoy aho amin’ny olo-marina: “Ho velona tokoa ianao”, nefa matoky ny fahamarinany izy ka manao ny tsy rariny,+ dia tsy hisy hotsarovana intsony ny fahamarinana rehetra nataony, fa ho faty izy noho ny nanaovany ny tsy rariny.+