Ezekiela 34:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 ‘“Nisy nandroba sy lanin’ny bibidia ny ondriko satria tsy nisy mpiandry, ary ny mpiandry koa tsy nitady ny ondriko fa namahan-tena fotsiny,+ ka tsy nomeny hanina ny ondriko. Koa raha mbola velona koa aho’”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony,
8 ‘“Nisy nandroba sy lanin’ny bibidia ny ondriko satria tsy nisy mpiandry, ary ny mpiandry koa tsy nitady ny ondriko fa namahan-tena fotsiny,+ ka tsy nomeny hanina ny ondriko. Koa raha mbola velona koa aho’”, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony,