Ezekiela 35:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no nandre ny teny fanivaivana rehetra nolazainao momba ny tendrombohitr’i Israely+ hoe: “Rava ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hanina ho antsika!”+
12 Dia tsy maintsy ho fantatrao fa izaho Jehovah no nandre ny teny fanivaivana rehetra nolazainao momba ny tendrombohitr’i Israely+ hoe: “Rava ny tanin-dry zareo! Nomena antsika ireo, ka hanina ho antsika!”+