Ezekiela 36:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 “Ry zanak’olona, maminania momba ny tendrombohitr’i Israely, ka lazao hoe: ‘Ry tendrombohitr’i Israely+ ô, henoy ny tenin’i Jehovah.
36 “Ry zanak’olona, maminania momba ny tendrombohitr’i Israely, ka lazao hoe: ‘Ry tendrombohitr’i Israely+ ô, henoy ny tenin’i Jehovah.