19 Ary nentin-dralehilahy niditra teo amin’ny fidirana+ teo akaikin’ilay vavahady aho, ho eo amin’ireo efitra masina fisakafoana nanatrika ny avaratra,+ izay natokana ho an’ny mpisorona. Ary io fa nisy toerana malalaka teo amin’ny farany andrefana, teo amin’ny andaniny sy ny ankilany.