Ezekiela 47:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nandeha niantsinanana ilay lehilahy. Nisy tady fandrefesana teny an-tanany.+ Dia nandrefy arivo hakiho izy, ary nasainy niampita an’ilay rano aho, ka hatreo amin’ny kitrokeliko ny rano.
3 Nandeha niantsinanana ilay lehilahy. Nisy tady fandrefesana teny an-tanany.+ Dia nandrefy arivo hakiho izy, ary nasainy niampita an’ilay rano aho, ka hatreo amin’ny kitrokeliko ny rano.