Ezekiela 48:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hifanila amin’ny sisin-tanin’i Gada, eo amin’ny sisiny atsimo mikipaka mianatsimo, ilay sisin-tany. Hanomboka eo Tamara+ izy io ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ny lohasaha falehan-driaka,+ hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 48:28 Fandalinana, Boky 1,
28 Hifanila amin’ny sisin-tanin’i Gada, eo amin’ny sisiny atsimo mikipaka mianatsimo, ilay sisin-tany. Hanomboka eo Tamara+ izy io ka hatreo amin’ny ranon’i Meribata-kadesy+ sy ny lohasaha falehan-driaka,+ hatrany amin’ny Ranomasina Lehibe.+