Daniela 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nomen’Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ny soratra rehetra sy ny fahendrena+ rehetra ireo ankizy efatra ireo. Ary nahay namantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy i Daniela, na inona na inona karazan’izany.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 1:17 dp 41-42 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:17 Faminanian’i Daniela, p. 41-42
17 Ary nomen’Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ny soratra rehetra sy ny fahendrena+ rehetra ireo ankizy efatra ireo. Ary nahay namantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy i Daniela, na inona na inona karazan’izany.+