Daniela 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Efa tao an-tsainao foana ilay loza, Jehovah ô, ka nampiharinao taminay tamin’ny farany.+ Manao ny rariny mantsy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, amin’izay rehetra ataonao, fa izahay no tsy nankatò ny teninao.+ Daniela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 9:14 dp 183 Daniela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:14 Faminanian’i Daniela, p. 183
14 “Efa tao an-tsainao foana ilay loza, Jehovah ô, ka nampiharinao taminay tamin’ny farany.+ Manao ny rariny mantsy ianao, ry Jehovah Andriamanitray, amin’izay rehetra ataonao, fa izahay no tsy nankatò ny teninao.+