11 Ary hoy izy tamiko:
“Ry Daniela ô, tena tiana+ ianao. Ary aoka ho azonao ny hevitry ny teny holazaiko aminao,+ ka mijoroa eo amin’ilay nijoroanao fa nirahina ho atỳ aminao aho.”
Ary rehefa nilaza izany tamiko izy, dia nijoro tokoa aho nefa nangovitra.