Hosea 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsy noeritreretiny+ anefa fa izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay mamy ary menaka. Ary izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be, sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’ny fivavahana tamin’i Bala.+ Hosea Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 2:8 w05 15/11 19 Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:8 Ny Tilikambo Fiambenana,15/11/2005, p. 19
8 Tsy noeritreretiny+ anefa fa izaho no nanome azy varimbazaha+ sy divay mamy ary menaka. Ary izaho koa no nanome azy volafotsy be dia be, sy volamena, izay samy nampiasainy tamin’ny fivavahana tamin’i Bala.+