Hosea 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Niteny tamin’ny mpaminany aho,+ ary nanome fahitana maro be. Tamin’ny alalan’ny mpaminany no nanaovako fanoharana.+
10 Niteny tamin’ny mpaminany aho,+ ary nanome fahitana maro be. Tamin’ny alalan’ny mpaminany no nanaovako fanoharana.+