Hosea 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao hatry ny fony ianao tany Ejipta.+ Tsy nahafantatra Andriamanitra afa-tsy izaho ianao, ary tsy nisy mpamonjy afa-tsy izaho.+ Hosea Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 13:4 Fandalinana, Boky 1,
4 “Izaho anefa no Jehovah Andriamanitrao hatry ny fony ianao tany Ejipta.+ Tsy nahafantatra Andriamanitra afa-tsy izaho ianao, ary tsy nisy mpamonjy afa-tsy izaho.+