Joela 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hamidiko eo an-tanan’ny taranak’i Joda ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo,+ ka hamidiny amin’ireo lehilahy any Sheba,+ dia amin’ny firenena lavitra.+ Fa i Jehovah no efa niteny. Joela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 3:8 Fandalinana, Boky 1,
8 Ary hamidiko eo an-tanan’ny taranak’i Joda ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo,+ ka hamidiny amin’ireo lehilahy any Sheba,+ dia amin’ny firenena lavitra.+ Fa i Jehovah no efa niteny.